slider »

Fitokanana fotodrafitr’asa teny amin’ny fokontany ambolonkandrina  antsahamamy

Fitokanana fotodrafitr’asa teny amin’ny fokontany ambolonkandrina antsahamamy

administrateur janoary 19, 2018 Commentaires fermés

Lanonana goavana sady manan-danja no notontosaina  ny Zoma  19  Janoary 2018 teny amin’ny Fokontany Ambolonkandrina Antsahamamy izay nitokanana toeram-pivarotana miisa 59 (Pavillon). Trano hazo izy ireo teo aloha ka novaina ho trano biriky .

Read More »
Masoivoho Britanika – Ben’ny Tanàna

Masoivoho Britanika – Ben’ny Tanàna

administrateur janoary 18, 2018 Commentaires fermés

Nitsidika tamin’ny fomba fifanajana ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny Alakamisy 18 Janoary 2018 ny Masoivohon’ny Fanjakana Britanika ny Son Excellence Philip BOYLE. Fantatra fa 2 volana izay

Read More »
Fifampiarahabana nataon’ny koperativa fitaterana Antananarivo renivohitra (UCTU) an’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

Fifampiarahabana nataon’ny koperativa fitaterana Antananarivo renivohitra (UCTU) an’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

administrateur janoary 17, 2018 Commentaires fermés

Tonga  niarahaba  ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana noho ny fahatongavan’ny  taona vaovao 2018 androany 18 janoary   ny   fikambanan’ny Koperativa fitaterana Antananarivo Renivohitra ny UCTU sy ny FMA (Fitaterana Mendrika Antananarivo) ary   ny  Departemantan’ ny

Read More »
Mpivarotra Andrefan’i Manajara

Mpivarotra Andrefan’i Manajara

administrateur janoary 16, 2018 Commentaires fermés

Mpivarotra avy etsy  Andrefan’i Manajara, ao anatin’ny Boriboritany faha-4,  efa ho 320  mahery,  monina sy manao asa fivarotana eny an-toerana  no tonga nidinidinika sy  nitafatafa ary niarahaba  nahatratra ny taona 2018 ny Ben’ny Tanàna

Read More »
Fandaminana ny tanàna : Hentitra ny kaominina Antananarivo renivohitra

Fandaminana ny tanàna : Hentitra ny kaominina Antananarivo renivohitra

administrateur janoary 15, 2018 Commentaires fermés

Mitohy sy mihamafy hatrany ny asa fanadiovana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra.Taoriana ny fety dia tsy milefitra amin’ireo mpivarotra tsy ara-dalàna izay manelingelina ny fifamoivoizana sy ny fifamezivezen’ny mponina ny Kaominina fa tonga dia niroso avy

Read More »
Famaranana ny fivoriana ara-potoana ny filan-kevitra monisipaly

Famaranana ny fivoriana ara-potoana ny filan-kevitra monisipaly

administrateur janoary 12, 2018 Commentaires fermés

Lany  tao amin’ny  Fivoriana aram-potoanan’ny  Filankevitra Monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra   izay nodinihana nandritra ny 10 andro ka nifarana ny Zoma 12 janoary 2018 ny Teti-bola iasana ho an’ny  taona 2018 eo anivon’ny  Kaominina Antananarivo

Read More »
Fifampiarahabana nataon’ny mpivarotra an’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

Fifampiarahabana nataon’ny mpivarotra an’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

administrateur janoary 12, 2018 Commentaires fermés

Tonga nanome voninahitra sy niarahaban’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana nahatratran’ ny taona vaovao taona 2018 omaly 11 janoary  ireo Delege ny mpivarotra sy Solon-tenan’ny mpivarotra avy ao amin’ny Tsenan’Anosibe sy Andravoahangy, Besarety, Ambodivona(mpivarotra brocateur)

Read More »
Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Niavaka ny Fotoam-pivavahana ny Talata 09 Janoary 2018   tetsy amin’ny Tranompokonolon’ Isotry  izay karakarain’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny Vondrom-bavaka  satria nisaotra an’Andriamanitra noho ny nahazahoana taona vaovao  ; Zavadehibe ny fotoana toy

Read More »
Andrefan’i Mananjary : Fanadiovana CUA

Andrefan’i Mananjary : Fanadiovana CUA

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Nanatanteraka ny andro natokana Fanadiovana Faobe tetsy amin’ny Fokontany Andrefan’i Mananjary , ao anatin’ny Boriboritany faha-4  ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny mpanolotsaina manokana Marc Ravalomanaa niaraka tamin’ny fianakaviamben’ny CUA. Ny lakan-drano izay

Read More »
Fanadiovana nataon’ny boriboritany fahatelo « Journée  Nationale de l’Assainissement »

Fanadiovana nataon’ny boriboritany fahatelo « Journée Nationale de l’Assainissement »

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Nanatanteraka fanadiovana faobe ny teo anivon’ny  Boriboritany fahatelo ny Alarobia 10 Janoary 2018  izay notarihan’ny Delege Andriamamonjisoa Rado ho fanamarihana ny Androm-pirenena ho an’ny fanadiovana na ny « Journée Nationale de l’Assainissement ». Ny tsenan’i  Pochard

Read More »