slider »

Fanambarana avy amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA

Fanambarana avy amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA

administrateur aprily 23, 2018 Commentaires fermés

“Aok’izay ny ra latsaka” Eo anatrehan’ny zava-miseho eto amin’ny Tany sy ny Firenena, dia manao izaho fanambarana izaho ny tenako amin’ny maha-Reny, Ben’ny Tananan’Antanarivo, Renivohitr’I Madagasikara: 1.Miondrika am-panajana eo anoloan’ireo Mahery Fo Maty namoy

Read More »
Notokanana ny toeram-pitsaboana fototra CSB II etsy Antsahamamy

Notokanana ny toeram-pitsaboana fototra CSB II etsy Antsahamamy

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

Notokanana androany Alarobia 18 Avril 2018 ny toeram-pitsaboana fototra CSB II etsy Antsahamamy ao anatin’ny fari-piadidian’ny Oniversite Antananarivo Boriboritany Faharoa. Ahitana efitra 07 ity toeram-pitsaboana vaovao ity  ka ahazo tombontsoa amin’izany ireo mponina mahatratra

Read More »
Fihofanana ho an’ny mpampiofana

Fihofanana ho an’ny mpampiofana

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

Nikarakara fihofanana ho an’ireo mpampiofana eny anivon’ny boriboritany enina ny Ben’ny Tanànan’Iarivo Lalao Ravalomanana   momba ny  Tetik’asa Mampiharisoa izay manasongadina ny atao hoe : Vokatra Agroekolojika.  Nosokafan’ny Tale misahana ny  Sosialy ao amin’ny  Kaominina Antananarivo

Read More »
Fanambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo  Renivohitra

Fanambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

Nanao fanambaràna ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo  Renivohitra Andriambahoaka Faustin ny Alarobia 18 Aprily 2018 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely fa manohana zato isan-jato ireo Solombavambahoaka 11 voafidy teto Antananarivo Renivohitra izay nitsipaka ny

Read More »
FIHOFANANA HO AN’NY MPAMPIOFANA

FIHOFANANA HO AN’NY MPAMPIOFANA

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

 Nikarakara fihofanana ho an’ireo mpampiofana eny anivon’ny boriboritany enina ny Ben’ny Tanànan’Iarivo Lalao Ravalomanana   momba ny  Tetik’asa Mampiharisoa izay manasongadina ny atao hoe : Vokatra Agroekolojika .  Nosokafan’ny Tale misahana ny  Sosialy ao amin’ny  Kaominina

Read More »
EPP Antanimena I (BoriboritanyVoalohany)

EPP Antanimena I (BoriboritanyVoalohany)

administrateur aprily 13, 2018 Commentaires fermés

Fambolena an-tanàn-dehibe Taorian’ny nandrombahan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny loka momba ny fambolena an-tanan-dehibe ny taona 2017 dia tsy nitsahatra hatrany ireo tompon’andraikitra nitady hevitra mba hampiroboroboana sy hampandrosoana izany sehatry izany. Ho fampiarana izany,

Read More »
Fanambaran’ny Sekretera Jeneralin’ny CUA

Fanambaran’ny Sekretera Jeneralin’ny CUA

administrateur aprily 13, 2018 Commentaires fermés

Fanambaran’ny Sekretera Jeneralin’ny CUA: Razafimahefa Heriniaina androany Alakamaisy 12 aprily 2018 tato amin’ny lapan’ny tanàna Analakely. Manomboka miseho lany tato ho ato ny fisian’ireo andian’olona mitonona ho mpiasan ‘ny Kaominina an-drenivohitr’Antananarivo (Commune Urbaine d’Antananarivo)

Read More »
Boriboritany Fahadimy : Fametahana Ampoule

Boriboritany Fahadimy : Fametahana Ampoule

administrateur aprily 6, 2018 Commentaires fermés

Nametaka takamoha (ampoule) 191 isa tany amin’ ireo Fokontany 14 ao anatin’ny Boriboritany fahadimy  ireo ekipa teknika, sy ny Direction des Travaux Publics (DTP) avy eo anivon’ny Kaominina, ny Jirama ary ireo Fokontany voakasik’izany

Read More »
Sarotiny amin’ny fahasalamam-bahoaka ny kaominina

Sarotiny amin’ny fahasalamam-bahoaka ny kaominina

administrateur martsa 30, 2018 Commentaires fermés

Tsy azo atao ny manjono sy manarato eny amin’ny farihin’anosy.  Misy mpanarato sy mpaka trondro eny amin’ny farihin’Anosy. Tonga nanala ireo arato izay nisy nametraka manodidina ny farihin’Anosy ny ekipan’ny Boriboritany Voalohany, ny Polisy

Read More »
Fiarovana ny fahasalamam-bahoaka

Fiarovana ny fahasalamam-bahoaka

administrateur martsa 28, 2018 Commentaires fermés

Fampiofanana sy fanentanana ireo mpivarotra hani-masaka manerana ny Boriboritany voalohany. Notanterahina ny andron’ny Zoma 23 Martsa 2018 tao amin’ny « Salle de mariage »  Boriboritany Voalohany ny fampiofanana sy fanentanana ireo mpivarotra hani-masaka manerana ity Boriboritanyity

Read More »