Serasera »

Fanapahana ny làlana eny amin’ny faritra Fort-duchesnes

Fanapahana ny làlana eny amin’ny faritra Fort-duchesnes

auteur jolay 19, 2017 Commentaires fermés

Tohiny »
Fanentanana hetra – CUA

Fanentanana hetra – CUA

auteur jolay 19, 2017 Commentaires fermés

Hivoaka amin’ity Volana Jolay ity ny hetran-trano amin’izao taona 2017 izao, ho an’Antananarivo Renivohitra. Ny hetran-trano ho an’ny taona 2016 no voaraintsika farany teo ary ezaka lehibe no nataon’ny Tanànan’Antananarivo mba hialana amin’ny fahatarana

Tohiny »
Fanapahan-dàlana 8 Jolay 2017

Fanapahan-dàlana 8 Jolay 2017

auteur jolay 7, 2017 Commentaires fermés

Tohiny »
Dian’ny Ben’ny tanàna tany CANADA sy tany TSHWANE

Dian’ny Ben’ny tanàna tany CANADA sy tany TSHWANE

auteur jolay 4, 2017 Commentaires fermés

CANADA Ny fanambarana ny Montréal na « Déclaration de Montréal »  dia nametraka ireto tanjona roa ireto : les Villes, fer  de lance pour relever les défis locaux et globaux et mettre en œuvre

Tohiny »
Communiqué CUA  – Canada

Communiqué CUA – Canada

auteur jona 22, 2017 Commentaires fermés

Ao anatin’ny fivoriana tanteraka ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho an’ireo Ben’ny tanàna an-tanàn-dehibe izay atao any Montréal any Canada. Anisan’ny manatrika izany ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Rtoa Lalao Ravalomanana sy ny delegasiona tarihany. Nisy atrikasa izay

Tohiny »
Fampandrenesana làlana tapaka mandritra ny « Cross de l’Indépendance »

Fampandrenesana làlana tapaka mandritra ny « Cross de l’Indépendance »

auteur jona 20, 2017 Commentaires fermés

Mandrindra ny fifamoivoizan’ny fiara rehetra tsy an-kanavaka mandritra ny andron’ny Sabotsy 24 jona 2017. Ny Fiadidina ny Tanànan’Antaninarivo Renivohitra dia mampandre ny besinimaro indrindra ireo mpampiasa làlana fa mba hampizotra tsara ny « cross

Tohiny »
Fampandrenesana fanampahan-dàlana ny 24-25-26 jona 2017

Fampandrenesana fanampahan-dàlana ny 24-25-26 jona 2017

auteur jona 19, 2017 Commentaires fermés

Enregistrer Enregistrer

Tohiny »
FAMPANDRENESANA LALANA TAPAKA NY 21 JONA 2017 IZAO

FAMPANDRENESANA LALANA TAPAKA NY 21 JONA 2017 IZAO

auteur jona 19, 2017 Commentaires fermés

Tohiny »
Hetsika fitakiana hetran-trano sy hetran- tany ataon’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra

Hetsika fitakiana hetran-trano sy hetran- tany ataon’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra

auteur jona 12, 2017 Commentaires fermés

Nanomboka androany 12 jona 2017 ny fidinana isan-tokantrano hanaraha-maso ny fandoavan-ketra amin’ny alalan’ny fisavana ny rosia nandoavan-ketra na” quittance “eto amin’ny boriboritany 6 manerana  ny kaominina Antananarivo Renivohitra izay tanterahan’ny sampandrahara misahina ny vola.

Tohiny »
Fandrindrana fifamoivoizana mandritra ny andron’ny 11 jona 2017

Fandrindrana fifamoivoizana mandritra ny andron’ny 11 jona 2017

auteur jona 9, 2017 Commentaires fermés

Tohiny »