Serasera »

Fanambarana avy amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA

Fanambarana avy amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA

administrateur aprily 23, 2018 Commentaires fermés

“Aok’izay ny ra latsaka” Eo anatrehan’ny zava-miseho eto amin’ny Tany sy ny Firenena, dia manao izaho fanambarana izaho ny tenako amin’ny maha-Reny, Ben’ny Tananan’Antanarivo, Renivohitr’I Madagasikara: 1.Miondrika am-panajana eo anoloan’ireo Mahery Fo Maty namoy

Tohiny »
Fanambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo  Renivohitra

Fanambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

Nanao fanambaràna ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo  Renivohitra Andriambahoaka Faustin ny Alarobia 18 Aprily 2018 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely fa manohana zato isan-jato ireo Solombavambahoaka 11 voafidy teto Antananarivo Renivohitra izay nitsipaka ny

Tohiny »
FIHOFANANA HO AN’NY MPAMPIOFANA

FIHOFANANA HO AN’NY MPAMPIOFANA

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

 Nikarakara fihofanana ho an’ireo mpampiofana eny anivon’ny boriboritany enina ny Ben’ny Tanànan’Iarivo Lalao Ravalomanana   momba ny  Tetik’asa Mampiharisoa izay manasongadina ny atao hoe : Vokatra Agroekolojika .  Nosokafan’ny Tale misahana ny  Sosialy ao amin’ny  Kaominina

Tohiny »
Andrefan’Ambohijanahary

Andrefan’Ambohijanahary

administrateur martsa 27, 2018 Commentaires fermés

Tsy misy idiran’ny CUA ny fandravana trano teny ny zoma teo   Manoloana ny fandravana trano tetsy Andrefan’Ambohijanahary ny herinandro teo dia mitondra izao fanazavana izao ny fiadidian’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), mba hisorohana

Tohiny »
Fampandrenesana lalana tapaka

Fampandrenesana lalana tapaka

administrateur martsa 23, 2018 Commentaires fermés

Tohiny »
Fpma  –   ben’ny tanana lalao ravalomanana – cua

Fpma – ben’ny tanana lalao ravalomanana – cua

administrateur martsa 20, 2018 Commentaires fermés

Nihaona tamin’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàana Analakely ny Talata 20 Martsa 2018 ny Delegasionina iray avy any Frantsa avy amin’ny Federasionina Protestanta ao Frantsa nahitana ny Sekretera Jeneraly Georges

Tohiny »
Fampandrenesana lalana tapaka

Fampandrenesana lalana tapaka

administrateur martsa 7, 2018 Commentaires fermés

Tohiny »
Fikaonandoha andiany faha 2 amin’ny vondrom-paritra hitsijaram-pahefana Carlton

Fikaonandoha andiany faha 2 amin’ny vondrom-paritra hitsijaram-pahefana Carlton

administrateur martsa 7, 2018 Commentaires fermés

Nanomboka ny Alatsinaniny 05 martsa 2018 hatramin’ny 07 Martsa 2018 ny fihaonamben’ny fikaonandoha andiany faha 2 eo amin’ny Vondrom-paritra hitsijarampahefana eo amin’ny  Malagasy sy ny frantsay izay tontosaina etsy amin’ny Carlton Anosy. Ny volana

Tohiny »
Fanesorana vato be nampidi-doza

Fanesorana vato be nampidi-doza

administrateur martsa 1, 2018 Commentaires fermés

fokontany ambatovinaky/ amparibe ambohidahy avaratr’ i mahamasina Vato iray lehibe milanja 4 taonina izay ahiana hampidi-doza teny amin’ny Fokontany ambatovinaky sy Amparibe Ambohidahy Avaratr’i Mahamasina no nesorin’ny ekipan’ny Mpamonjy Voina avy ao amin’ny Kaominina

Tohiny »
Tetibolan’ny CUA : Nahazo contrôle de légalité sy certificat de non recours

Tetibolan’ny CUA : Nahazo contrôle de légalité sy certificat de non recours

administrateur martsa 1, 2018 Commentaires fermés

Nivoaka tao amin’ny Prefektioran’ny police eto Antananarivo ny alatsinainy teo ny fankatoavana ny tetibolan’ny CUA amin’ity taona 2018 ity, na ny antsoina hoe : « contrôle de légalité » sy ny « certificat de non recours ». Noho izay antony

Tohiny »