Fandriam-pahalemana »

Mpiasan’ny CUA voadaroka

Mpiasan’ny CUA voadaroka

administrateur febroary 9, 2018 Commentaires fermés

Nitrangàna famonoana , miampy daroka tamba-be, ny mpiasan’ny CUA indray ny marainan’ny Zoma 09 Febroary 2018 teo, teo anoloanan’ny tsena lehibe iray tetsy Analakely, nataon’ireo andian’olona mpivarotra amoron-dalana tsy ara-dalàna.Vokany : naratra mafy ny mpiasan’ny

Tohiny »
Fitsidihana Boriboritany Fahaefatra

Fitsidihana Boriboritany Fahaefatra

administrateur janoary 26, 2018 Commentaires fermés

Androany zoma 26 janoary 2018 no nitsidika ny sampan-draharaha misahana ny Loza voajanahary eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ( GRC) teny Anosipatrana ny “Plate Forme Humanitaire Secteur Privé” na ny ( PHSP ) izay

Tohiny »
Boriboritany voalohany: Fanamafisana ny fahazavan’ny tanàna

Boriboritany voalohany: Fanamafisana ny fahazavan’ny tanàna

administrateur janoary 24, 2018 Commentaires fermés

Ho fanamafisana ny fahazavan’ny tanàna sy hampanjakana ny fandriam-pahalemana eo anivon’ireo faritra maro amin’ny Boriboritany Voalohany dia misy ankehitriny ny tetik’asa fametrahana takamoa eny amin’ireo andrin-jiro rehetra manerana nyBoriboritany. Nanomboka nyAlakamisy 25 Janoary 2018

Tohiny »
Fisokirana tatatra  sy lakan-drano

Fisokirana tatatra sy lakan-drano

administrateur janoary 22, 2018 Commentaires fermés

Tafiditra ao anaty fotoam-pahavaratra tanteraka isika amin’izao fotoana izao, ho fisorohana ny mety ho fiakaran’ny rano be loatra dia tsy mijanona ny manadio sy misikotra ireo tatatra sy  lakan-drano ny ekipan’ny Boriboritany Voalohany sy

Tohiny »
Fandaminana ny tanàna : Hentitra ny kaominina Antananarivo renivohitra

Fandaminana ny tanàna : Hentitra ny kaominina Antananarivo renivohitra

administrateur janoary 15, 2018 Commentaires fermés

Mitohy sy mihamafy hatrany ny asa fanadiovana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra.Taoriana ny fety dia tsy milefitra amin’ireo mpivarotra tsy ara-dalàna izay manelingelina ny fifamoivoizana sy ny fifamezivezen’ny mponina ny Kaominina fa tonga dia niroso avy

Tohiny »
Fandriampahalemana      Anosibe

Fandriampahalemana Anosibe

auteur novambra 29, 2017 Commentaires fermés

Nihaona tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny Talata 28 Novambra 2017 ny tomponandraikitra ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nahitana  ny Lefitra voalohan’ny Ben’ny Tanana ny Kolonely Emilien Ramboasalama andaniny sy ny mpisehatra isantokony miantoka

Tohiny »
CUA – Pompier Vendée France

CUA – Pompier Vendée France

auteur novambra 24, 2017 Commentaires fermés

Nihaona tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny CUA, Atoa Razafimahefa Heriniaina, izay nisolo tena ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, notronin’ny lehiben’ny sampandraharaha mpamonjy voina eto an-drenivohitra,Cdt Rakotondrabe Jean Fidel ny Association des Sapeurs Pompiers Vendée France notarihan’ny

Tohiny »
Fivoriana PCO(Poste de Coordination Operationel)

Fivoriana PCO(Poste de Coordination Operationel)

auteur septambra 8, 2017 Commentaires fermés

Notanterahana androany  ny fivorina  nataon’ny antsoina hoe  Poste de Coordination Operationel  izay miandraikitra ny Loza  voajanahary  izay eto anivon’ny Commune Antananarivo renivohitra . Ny fahamerenana izay zavatra efa hay sy nianarana  ka nilana fameranana

Tohiny »
Famoahana ny andiany «AFO» ao amin’ny sampana mpamonjy voina

Famoahana ny andiany «AFO» ao amin’ny sampana mpamonjy voina

auteur jona 30, 2017 Commentaires fermés

Namoaka Mpamonjy voina nahavita fihofanana miisa 42 ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny Alakamisy 29 Jona 2017 tetsy amin’ny Sampana Mpamonjy voina Tsaralalana ka ny 30 tamin’izy ireo no nahazony marimpahaizana BSPPE (Brevet des Sapeurs

Tohiny »
Famonoana mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

Famonoana mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

auteur jona 21, 2017 Commentaires fermés

Mitohy indray izao ny famonoana ireo mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra eo am-panaovana ny asany. Nahitana tranga mampalahelo indray omaly 20 jiona 2017 tetsy  parking Ambohijatovo manoloana ny tsangamabato, famonona lehilahy iray  mpanara-maso ny parking

Tohiny »