Fotodrafitrasa »

Boriboritany faha enina: Lalana Ambatolampy Ambohimanarina

Boriboritany faha enina: Lalana Ambatolampy Ambohimanarina

administrateur febroary 15, 2018 Commentaires fermés

Taorian’ny fitsidihina notanterahan’ny Sekretera Jeneralin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra teny an-toerana dia niroso avy hatrany tamin’ny fanamboarana ny lakandrano misy eo amin’ity làlana ity ny Fiadidiana ny tanàna, miara-misalahy amin’izany ny departemantan’ny asa vaventy sy

Tohiny »
Fitokanana « centre d’accès aux services » tetsy amin’ny Tetezana Afovoany

Fitokanana « centre d’accès aux services » tetsy amin’ny Tetezana Afovoany

administrateur febroary 7, 2018 Commentaires fermés

Notokanana   ny Alarobia 07 Febroary 2018 ny  ivon-toerana momba  ny fampandrosoana ny mahaolona  « CENTRE ILAIKO »  ao   an-Tetezana Afovoany , boriborintany  voalohany .  « Centre d’Accès aux Services na CAS »  toerana fandraisana fitarainana ireo olona  manana

Tohiny »
Boriboritany fahatelo-CUA: Manohy manampina ireo lalana misy lavadavaka

Boriboritany fahatelo-CUA: Manohy manampina ireo lalana misy lavadavaka

administrateur febroary 5, 2018 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny asa fanamboarana lalana ataon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Mihitatra makany amin’ny Boriboritany fahatelo indray ireo fanampenana ireo lavaka eny amin’ny arabe. Ezaka ataon’ny Delegen’ny boriboritany fahatelo Rado Andriamamonjisoa amin’ny alalan’ny fiaraha miasa

Tohiny »
Fitsinjovana ireo mpandeha an-tongotra: Fametahana « plot »

Fitsinjovana ireo mpandeha an-tongotra: Fametahana « plot »

administrateur janoary 29, 2018 Commentaires fermés

Ho fitsinjovana ny an’ireo mpandeha an-tongotra sy ho fandaminana ny Tanàn’Antananarivo Renivohitra dia mitohy hatrany ny fametahana ireo « plot » manerana ny Tanàna izay ataon’ny Departemanta misahana ny fitaterana sy ny fifamezivezena an-dRenivohitra avy

Tohiny »
Antananarivo Renivohitra: Fanamboarana ireo lalana kaominaly

Antananarivo Renivohitra: Fanamboarana ireo lalana kaominaly

administrateur janoary 26, 2018 Commentaires fermés

Miroso tsikelikely amin’ny fanamboarana ireo làlana kaominaly simba ny Kaominina Antananarivo Renivohitra amin’izao.  Efa asa fanaon’izy ireo andavanandro ihany izao saingy nisy fihatoana kely fotsiny izany tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza farany teo. Ny ekipan’ny DTP

Tohiny »
Boriboritany Voalohany: Fitsidihana ireo faritra iva

Boriboritany Voalohany: Fitsidihana ireo faritra iva

administrateur janoary 26, 2018 Commentaires fermés

Tonga nijery ifotony ireo zava-misy  ary nihaino ireo hetahetan’ny mponina teny amin’ny Fokontany Antohomadinika Atsinanana sy IIIG hangar ny mpanolo-tsainan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny Delegen’ny Boriboritany Voalohany ny Zoma 26 Janoary 2018.

Tohiny »
Fitokanana fotodrafitr’asa teny amin’ny fokontany ambolonkandrina  antsahamamy

Fitokanana fotodrafitr’asa teny amin’ny fokontany ambolonkandrina antsahamamy

administrateur janoary 19, 2018 Commentaires fermés

Lanonana goavana sady manan-danja no notontosaina  ny Zoma  19  Janoary 2018 teny amin’ny Fokontany Ambolonkandrina Antsahamamy izay nitokanana toeram-pivarotana miisa 59 (Pavillon). Trano hazo izy ireo teo aloha ka novaina ho trano biriky .

Tohiny »
Tetik’asa Sahala

Tetik’asa Sahala

auteur novambra 9, 2017 Commentaires fermés

Sampan-draharaha misahana ny asa sosialy (CUA) sy ny ONG C for C Noho ny fiara-miasa izay misy eo amin’ny ONG C for C sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mahakasika ny tantsoroka ho an’ireo olona

Tohiny »
Boriboritany faha-6

Boriboritany faha-6

auteur novambra 2, 2017 Commentaires fermés

fitokanana fotodrafitr’asa Notokanana  tamin’ny fomba ofisialy ny Alakamisy 2 Novambra 2017 ny fotodrafitr’asa iray fanariam-pako teny amin’ny fokontany Ambatolampy. Tonga nanotrina izany ny Delegen’ny Boriboritany faha-6 Andriamatoa ANDRIAMANANJEZIKA Fehizoro sy ireo olo-manakaja sy olom-boafidy

Tohiny »
CUA – CRN

CUA – CRN

auteur octobra 30, 2017 Commentaires fermés

Nihaona tamin-dRtoa Ben’ny tanànan’AntananarivoLalao Ravalomanana ny marainan’ny 25 okotobra 2017, ny mpikambana ao amin’ny Biraon’ny CRN, na ny Komitin’ny Fampihavanam-pirenena. Nitarika azy ireo ny Filohany Atoa Tabera Randriamanantsoa. Nangatahan’izy ireo, ny hametrahana lalana amin’ny

Tohiny »