IFM – CUA

administrateur 7 desambra 2017 Commentaires fermés
IFM – CUA

Tonga niala voly nijery ny fampisehoan »ny tarika 3MA (Madagascar-Rajery  mpitendry valiha » Mali -Maroc » tao amin »ny IFM niaraka tamin’ny Masoivoho Frantsay ny sabotsy tolankandro lasa teo ; ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana mivady. Nanararaotra nijery ny fampirantiana tao ihany koa ry zareo.

CUA