Hetsika fanomezana soram-pahaterahana sy karapanondrom-pirenena

administrateur 24 janoary 2018 Commentaires fermés
Hetsika fanomezana soram-pahaterahana sy karapanondrom-pirenena

CUA

 

Nanomboka ny Talata 22 janoary 2018 teo ny hetsika fanomezana soram-pahaterahana sy karapanondro  ho an ireo izay tsy mbola manana  teo amin’ny boriboritany faha efatra. Izany hetsika izany dia niarahana tamin’ny Ny Distrika sy ny Boriboritany faha efatra ka fokontany 20 tao anaty ny 32 izay mandrafitra ny Boriboritany no nahazo tombony tamin’izany ka   mponina avy eny amin’ny faritra iva no laharam- pahamehana tamin’izany. Marihana fa ilay antsoina hoe “Jugment Supletifs” no nentina nitondrana izany ka marihana fa ijanona rehefa mifarana ny hetsika izay atao anaty ny 2 volana. misandrahaka eraky ny Boriboritany rehetra ny hetsika fa ny eto anivon’ny Boriboritany faha 4 kosa no nanaovana ny fanokafana ofisialy.

CUA