Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

administrateur 10 janoary 2018 Commentaires fermés
Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

Niavaka ny Fotoam-pivavahana ny Talata 09 Janoary 2018   tetsy amin’ny Tranompokonolon’ Isotry  izay karakarain’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny Vondrom-bavaka  satria nisaotra an’Andriamanitra noho ny nahazahoana taona vaovao  ; Zavadehibe ny fotoana toy izao satria izany satria tafiditra amin’ny fitaizana ireo olona amin’ny ara-panahy. Nahatratra 650 ireo olona niatrika ny fotoana izay avy amin’ny Boriboritany 6. Fantatra fa nanome fanomezana  ny Ben’ny Tanàna amin’ny maha tonontaona vaovao ny andro izay nahitana vary, vatomamy, bisiky sy ny  yaourt.