Fahadiovana »

Boriboritany fahadimy : Fanadiovana faobe Tsarahonenana

Boriboritany fahadimy : Fanadiovana faobe Tsarahonenana

administrateur febroary 8, 2018 Commentaires fermés

Ny Fokontany Tsarahonenana indray no nahazo tombony tamin’ity hetsika ity. Niara nientana avokoa ireo ekipa teknika rehetra eo anivon’ny Boriboritany niaraka tamin’ireo mpanadio ny lalana andavan’andro. Toy izay efa fanao dia nofafana ny arabe,

Tohiny »
Boriboritany fahadimy

Boriboritany fahadimy

administrateur febroary 1, 2018 Commentaires fermés

Fanadiovana faobe Notatnerahina ny 01  febroary 2018 ny fanohizana ny hetsika fanadivoana faobe nataon’ny Boriboritany fahadimy. Niaranisalahy tamin’izany ireo mpiasa rehetra eo anivon’ny boriboritany notarihin’ ny lehibeny Ato Rakoto Emmanuel Richard sy ireo mpiara-miasa

Tohiny »
Fanadiovana faobe nataon’ireo mpivarotra boriboritany faha 3

Fanadiovana faobe nataon’ireo mpivarotra boriboritany faha 3

administrateur janoary 30, 2018 Commentaires fermés

Manaiky ny fandaminana sy ny fepetra rehetra izay napetraky ny Kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny alalan’ny Boriboritany fahatelo  ireo mpivarotra amoron-dalana manomboka eo amin’ny Building Ramaroson hatreny amin’ny Luxor Behoririka  .Ny mpivarotra dia efa samy

Tohiny »
Farihin’Anosy boroboritany voalohany: Fanadiovana  tatatra

Farihin’Anosy boroboritany voalohany: Fanadiovana tatatra

administrateur janoary 23, 2018 Commentaires fermés

Nahitana vokany ny fanadiovana tatatra izay nataon’ny ekipan’ny Boriboritany Voalohany manodidina ny farihin’Anosy satria dia nihena ny fiakaran’ny rano teny amin’iny faritra iny. Naverina nosokafana avokoa ireo sarona tatatra ary nodiovina sy nosokirina tsara

Tohiny »
Fanadiovana ny lakanadrano Andriantany etsy Anosibe

Fanadiovana ny lakanadrano Andriantany etsy Anosibe

administrateur janoary 23, 2018 Commentaires fermés

Taorian’ny fampilazàna ireo olona marobe nanorina trano tsy ara-dalàna manamorina iny lakandranon’Andriantany iny izay ambadiky ny orinasa COLAS dia efa niala avokoa izy ireo ary niroso tamin’ny fanadiovana ny lakandrano ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Tohiny »
Andrefan’i Mananjary : Fanadiovana CUA

Andrefan’i Mananjary : Fanadiovana CUA

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Nanatanteraka ny andro natokana Fanadiovana Faobe tetsy amin’ny Fokontany Andrefan’i Mananjary , ao anatin’ny Boriboritany faha-4  ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny mpanolotsaina manokana Marc Ravalomanaa niaraka tamin’ny fianakaviamben’ny CUA. Ny lakan-drano izay

Tohiny »
Fanadiovana nataon’ny boriboritany fahatelo « Journée  Nationale de l’Assainissement »

Fanadiovana nataon’ny boriboritany fahatelo « Journée Nationale de l’Assainissement »

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Nanatanteraka fanadiovana faobe ny teo anivon’ny  Boriboritany fahatelo ny Alarobia 10 Janoary 2018  izay notarihan’ny Delege Andriamamonjisoa Rado ho fanamarihana ny Androm-pirenena ho an’ny fanadiovana na ny « Journée Nationale de l’Assainissement ». Ny tsenan’i  Pochard

Tohiny »
Boriboritany Voalohany : Fanadiovana Faobe

Boriboritany Voalohany : Fanadiovana Faobe

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Ny Alarobia 10 Janoary 2018 dia niara-nientana sy nifampitaona manoloana ny Biraon’ny Boriboritany Voalohany ireo mpiasa rehetra avy ao amin’ny Boriboritany niaraka tamin’ireo ekipa mpanadio ary ireo mpivarotra tao amin’ny Tsenabe Isotry sy Petite

Tohiny »
Ankazomanga

Ankazomanga

auteur desambra 28, 2017 Commentaires fermés

Fanadiovana Mitohy hatrany ny fanadiovana ny lakandrano isantsokajiny eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Raha namonjy Fotoam-pivavahana maraina tetsy amin’ny FJKM Ankazomanga ny Ben’ny Tananan’Iarivo Lalao Ravalomanana sy ny Mpanolontsaina manokana Marc Ravalomanana ny Alahady

Tohiny »
Boriboritany voalohany: Andohotapenaka III

Boriboritany voalohany: Andohotapenaka III

auteur desambra 21, 2017 Commentaires fermés

Fiatrehana ny fahavaratra Anisan’nyfaritra iva sy mora tondraka rehefa fotoam-pahavaratra ny eny amin’ny fokontany Andohotapenaka III. NyAlatsinainy 18 Desambra 2017 dia nanao fidinana teny an-toerana ny ekipaTeknika ny Boriboritany Voalohany, ny RF2 (RafitraFidiovanasyFanadiovana) ary

Tohiny »